Lalana vaovao momba ny fahafahana miasa any Allemagne.
Tehiasa any AllemagneĀ
Efa afaka miasa any Allemagne ny olona izay tonga de tehiasa any Allemagne.
Misy anefa ny fepetra ilaina @ izany.
- Nahavita fianarana ary ekenāizareo any ilay izy.
- Niasa taminio asa io nandritra ny 2 taona farafahakeliny
- Mahay miteny AllemandĀ
Afaka jerenao ato ny andinindininy rehetra momba izany.ā>>Ā Lalana vaovaoĀ