FSJ/BFD ?
FSJ
Freiwilliges Soziales Jahr – FSJ
Auf Deutsch: Das Freiwillige Soziale Jahr (FSJ) bietet jungen Menschen im Alter bis zu 27 Jahren jede Menge Möglichkeiten, sich zu orientieren und dabei zugleich Anderen etwas Gutes zu tun. Bei praktischen Tätigkeiten in gemeinnützigen Einrichtungen können Sie neue soziale und fachliche Kompetenzen erwerben, an Selbstständigkeit und Selbstvertrauen gewinnen und sich eine bessere Vorstellung davon machen, was einen in der Arbeitswelt erwartet. Außerdem ist das Freiwillige Soziale Jahr auch eine besondere Form des bürgerschaftlichen Engagements und genießt breite Wertschätzung.
Das FSJ steht jungen Frauen und Männern unabhängig vom jeweiligen Schulabschluss, ihrer Herkunft oder Einkommenssituation gleichermaßen offen. Als Bildungsdienst verbessert es die Ausbildungs- und Beschäftigungsfähigkeit.
Die Freiwilligen erhalten ein angemessenes Taschengeld, wobei ein Taschengeld dann angemessen ist, wenn es sechs Prozent der in der allgemeinen Rentenversicherung geltenden Beitragsbemessungsgrenze nicht übersteigt. Für 2019 beträgt diese Obergrenze 402,00 Euro. (Fsj-zentralstelle.de)
Fiteny Malagasy: Inona no atao hoe FSJ?
Ny FSJ dia natao hanapiana indrindra ny tanora hatramin’ny 27 taona mba hahafahany hisafidy ny asa sy fianarana mety aminy rahatrizay. Alohan’ny handehanan’ny tanora iray hanohy ny fianarana any amin’ny ambaratonga ambony na amin’ny fianaran’asa tiany hatao. Dia manana fahafahana ny tanora handeha hiasa antsitrapo amina toerana fiasana anakiray, mba hahafantarany marimarina kokoa momba ilay asa. Ary mba hahafahany mijery hoe tena ito ve ilay asa tiko? Mety amiko ve ilay asa tiko hianarana? Zakako ve ilay asa? Raha toa ka hitany fa mety aminy dia afaka mianatra momba ilay asa izy ary manohy ny fianarany. Raha toa ka tsia, dia afaka mijery asa hafa indray izy.
Ankoatrio dia natao ihany koa ny FSJ mba hanangonan’ny tanora traikefa maro. Izay ilainy amin’ny fitadiavana sekoly ambaratonga ambony hahafahany manohy ny fianarana. Ny fanaovana FSJ koa dia hianaran’ny Tanora mahaleo tena sy matoky tena amin’ny fiainana ihany koa.
Afaka anaovana FSJ daholo ny sehatr’asa rehetra misy. Na ara-panatanjahatena, ara-barotra, ara-pahasalamana, sns…. Mandray vola manodidina ny 400€ eo ny olona manao FSJ.
Manatrika fihaonana isaky 3 volana eoeo ny FSJ. « FSJ Seminare » no iatsona azy. Maharitra 5 andro ny fihaonana ary matory any amin’ny toerana ny mpivory. Natao io mba hahafan’izy ireo mifanakalo hevitra sy iatrehana fiofanana maro. Io fihaonana io ihany koa no ahafahan’izy ireo mamaha olana rah sendra misy izany. Misy tompon’andraikitra manokana mitarika sy mikarakara azy io.
6 volana ny fetra ambany indrindra ahafahana manoa FSJ ary 18 volana ny fetra ambony indrindra.
BFD
Bundesfreiwilligendienst - BFD
Der Bundesfreiwilligendienst ist ein Angebot an Frauen und Männer jeden Alters, sich außerhalb von Beruf und Schule für das Allgemeinwohl zu engagieren – im sozialen, ökologischen und kulturellen Bereich oder im Bereich des Sports, der Integration sowie im Zivil- und Katastrophenschutz. Als Freiwillige oder Freiwilliger sammeln Sie wertvolle Lebenserfahrung. Als Einsatzstelle profitieren Sie von engagierter Unterstützung, die Ihrer Arbeit zusätzliche Inspiration verleiht.
Der Bundesfreiwilligendienst ist ein engagementpolitisches Projekt: Er soll eine neue Kultur der Freiwilligkeit in Deutschland schaffen und möglichst vielen Menschen ein Engagement für die Allgemeinheit möglich machen. In der Regel dauert der Bundesfreiwilligendienst zwölf Monate, mindestens jedoch sechs und höchstens 18 Monate. In Ausnahmefällen kann er bis zu 24 Monate geleistet werden.
Der Bundesfreiwilligendienst ist als freiwilliges Engagement ein unentgeltlicher Dienst. Für das Taschengeld, das die Freiwilligen für ihren Dienst erhalten, gilt derzeit (Stand: 2023) die Höchstgrenze von 438 Euro monatlich (6 % der Beitragsbemessungsgrenze in der allgemeinen Rentenversicherung). (bundesfreiwilligendienst.de)
Teny Malagasy: Ny BFD dia asa antsitrapo izay taterahina any amin’ny sehatrasa maro samihafa toy ny sehatra ara-sosialy, sehatra ara- pahasalaman, ara-kolotsaina sns… Mba hanangonan’ny olona traikefa, na mba hahitany hoe manao ahoana ilay asa.
Ny BFD dia natokana hoan’ny olona 27 taona mihoatra. Na Afaka manao aey io daholo na lehilahy na vehivavy. Na tanora na efa olondehibe.
Ry zareo any Allemagne no tena ahitana azy io. Ary mahatratra hatrany amin’ny 438 € ny « Taschengeld » azo avy amizany. Io « Taschengeld » io dia tsy Karama fa fanomezana ihany. Gote hoy isika malagasy.
Ny olona manao BFD dia manatrika fihaonana indraimandeha isambolana. Maharitra iray andro ny fihaonana. Atsoina hoe « Seminar ». Ao aminio « Seminar »io no ifanakalozan’ny samy BFD sy andraisana fiofanana ary koa fotoana hiresahana amin’ny tomponandraikitra raha sendra misy olana.
Afaka manao izany BFD izany ihany koa ny olona mpihavy, izany hoe olona tsy topotany.