🕊Agence Colombe 🕊

🕊Agence Colombe 🕊

Menu

C’est quoi Au-pair?

Au-pair

Auf Deutsch:Als Au-pair bezeichnet man junge Menschen zwischen 18 und 30 Jahren, die für eine begrenzte Zeit bei einer Gastfamilie im Ausland leben. Das Au-pair-Mädchen oder der Au-pair-Junge unterstützt die Familie bei der Kinderbetreuung und leichten Hausarbeiten und lernt im Gegenzug Kultur und Sprache des Gastlandes kennen. Als Gegenleistung erhält ein Au-pair von der Gastfamilie freie Unterkunft und Verpflegung sowie ein Taschengeld. Ein Au-pair ist jedoch weder eine Haushaltshilfe, noch eine Nanny. Das Au-pair-Mädchen oder der Au-pair-Junge sollte als Familienmitglied auf Zeit in die Familie integriert werden. (aupairworld.com/de/lexikon/definition-au-pair#:) 

Fiteny Malagasy: Inona no atao hoe Aupair? 

Ny Aupair dia natokana hoan’ny tanora 18 ka hatramin’ny 30 taoana. Arakaraky ny firenena ihany anefa, satria misy ny firenena mametra azy hatramin’ny 27 taona ihany. Mila mahay ny fiteny ny firenena hidirany ny Aupair iray ary manohy ny fianarana io fiteny io izy rehefa tonga any. Olona efa manana Bacc no afaka manao azy io eto Madagasikara  ary mety daholo rehefa Bacc.

Ny Aupair dia natao mba hoafaka mahafantatra ny kolotsaina vahiny ny olona iray ary mizara ny kolotsaina izay ananany ihany koa. Izany hoe fifanakalozana ara kolotsaina ny Aupair. Toy ny efa voalaza etsy ambony dia natao hianarana ny fiteny vahiny ihany koa ny Aupair. Izany hoe natao hampitomboina ny fahaizanao ny fiteny vahiny ny Aupair. Tsimaintsy misy tokatrano na ankohonana iray mandray ny Aupair. Ary manampy amin’ny fikarakarana ny zaza ao atrano. Ohatra aminizany ny miaraka milalao, manatitra sy maka azy refa mianatra raha toa ka tsy afaka manao izany ny ray sy ny renin’ilay zaza. Manampy amin’ny resaka raharaha madinika ao atrano toy ny: mapirina vilia, mandamina trano rehefa avy nilalao ka mikorotana ny trano. Raha fitinina dia toy ny zanaka vavimatoa na zanaka lahimatoa ny Aupair ary manampy an’ny dada sy neny amin’ny fikarakarana ny ao atrano ary manampy ihany koa mitaiza ny zandry. Tsy mpanampian-trano na mpitaiza zaza ny Aupair tsiakory. Satria dia mila maripahaizana hafa ary mandalo fiofanana hafa mihintsy ireo asa ireo any ivelany.

Mandray vola manodidina 280€ ny Aupair. Io dia tsy karama na tambikarama tsy akory fa vola omena mba hividianan’ny Aupair izay kojakoja mety ilainy amin’ny fiainana andavanandro. « Taschengeld » na « argent de poche » hoy ny fiteny vahiny.

Définition en françaisAu-Pair c’est être âgé(e) entre 18 et 30 ans. Avoir des connaissances de base de la langue du pays d'accueil. Suivre des cours de langue une fois sur place. Dans certains pays, avoir le permis de conduire et un niveau bac. 

Il permet à un jeune de partir dans une famille à l'étranger en échange de services, en particulier la garde d'enfants. Le séjour au pair est notamment l'occasion d'améliorer son niveau de langue. (service-public.fr)

  • Mindestens ein Kind unter 18 Jahren
  • Deutsch ist die Sprache, die zu Hause gesprochen wird
  • Mindestens ein Elternteil besitzt die deutsche (bzw. EU-EWR oder Schweizer) Staatsangehörigkeit
  • Möglichkeit, die Kosten für das Au Pair wie das Taschengeld , die Versicherung und für Mahlzeiten zu tragen
  • Ein eigenes Zimmer für das Au Pair. Das Zimmer muss mindestens 8 qm groß sein, Fenster und eine abschließbare Tür haben. 
  • Motivation, an einem Kulturaustausch teilzunehmen

https://www.aupair.com/de/p-deutschland.php

Agence Colombe